Faly miarahaba anao tongasoa eto amin'ity fandrary tahirin-kevitra fanabeazana momba ny RIBA Malagasy ity.

Ato no ahitanao ireo lohahevitra rehetra mahakasika ny Riba Malagasy ho an'ny Kilasy Taona faha-enina.

Mazotoa mitrandraka fa ny fahaizana tsy azon'ny hafa esorina aminao.

Ny ankohonana

Fototra voalohany amin'ny fampanjariana ny fihavanana eo amin'ny mpiara-belona ny ankohonana. Miainga amin'ny ankohonana avokoa ny fivoarana rehetra heverina fa ho fampandrosoana ny firenena.

Ka eto no ahitantsika ny mombamomba izany ankohonana izany