NY FITSIPIKA

Tongasoa eto, Tsy mandeha ho azy tokoa ny soratra na ny fanoratra fa misy ny fitsipika mifehy sy ny fomba fanoratra ny teny, ka eto no ahitantsika izany. Mizara teo ny endrika ahitantsika azy ato: 1. Ao ny lesona ho an'ny mpianatra 2. Ao ny tari-dalana pedagojika ho an'ny mpampianatra 3. Ao ireo tohana maro azo jerena (am-peo, an-tsary, an-tsary mihetsika...) Misy ny lesona azo vakina, ao ihany koa ny lesona an-draki-peo azo henoina, ary mbola ahitana lesona vita horonan-tsary mihetsika azontsika jerena. Mazotoa ary