NY SOKAJIN-DAHATSORATRA
MANDRESY LAHATRA
1. Famaritana:
Lahatsoratra natao hitaona ny mpamaky na
koa hisarika ny sainy mba hanaraka ny hevitry ny mpanoratra.
2. Ny firafiny:
-
Ahitana
ny tsangan-kevitra sy tohan-kevitra
-
Misy
andininy manazava ahitana andininy na fehezan-teny mandresy lahatra na mitaona
ny mpamaky
-
Indraindray
dia sady manazava no mandresy lahatra ny mpanoratra
3. Ireo mampiavaka
azy:
-
Ny
fampiasana ny ohabolana na oha-pitenenana.
-
Miditra
ao amin’ny lahatsoratra ny mpanoratra ka mampiasa ny mpisolo tena:
o
-ko;
izahay; -ntsika; isika, …
-
Mampiditra
ny mpamaky ho isan’ny mpandray anjara ihany koa izy ka mampiasa ny mpisolo tena
: -nao, ianareo.
-
Ahitana
teny aman-tovana mandidy
-
Ahitana
ny filaza mandidy mandrara : aza, mba
-
Ahitana
ny filaza mandidy mirary: samia, enga anie, aoka mba, andeha, antenaiko fa,
miangavy, mitalaho, tokony …
-
Ahitana
ny filaza mandidy manery: tsy maintsy, mandidy antsika…, tsy azo ialana,
-
Ahitana
ny andian-teny fanamafisan-kevitra: Izay indrindra; Raha mitohy izao; Raha
miezaka isika; Koa entanina isika; Raha miara mientana isika; …
OHATRA
AMIN’NY LAHATSORATRA FAMOTOPOTORAN-KEVITRA
·
Ny
siansa sy ny fivavahana: tamin’ny vanim-potoana ny fankan-tahaka
·
Torohevitra
amin’ny bal _RADIUM RHOSALIS (RAMAHOLIMIHASO)
·
Ny
fanagasiana _ EDA
·
Filozofia
Malagasy _R.P RAHAJARIZAFY
·
Ny
finona sy ny fombany _ Adolphe RAZAFITSALAMA
·
Fanabeazana
sy fiainam-pirenena _ Fety Michel
·
Maty
ve RATSIMANDRAVA? _ EDA