Allgemeines
NY RIBA MALAGASY
Famaritana:
Fiavian’ny teny:
· Ny teny hoe “riba” dia tenim-paritra midika hoe rindrina na fefy.
· Nipoitra avy amin’ny anaran-tanàna atao hoe “Andriba” izay toerana nahitana rindrim-bato ny Riba. Izany hoe, manambara zavatra mafy, maharitra entina hiarovana ny fiarahamonina.
Ara-kevi-teny:
Midika hoe: haren-tsaina, fomba amam-panao, vakomanitra (Hanitra nentim-drazana) ny Riba. Tany am-boalohany, dia fomba amam-pahendrena Malagasy no niantsoana azy, avy eo izy niova hoe fomba amam-panao, fa taty aoriana no niovany hoe Riba, fa ny dinihana ao anatiny dia ny tontolom-piainana Malagasy.
Hevitry ny mpandinika sy na ny mpanoratra malagasy
Hoy ANDRIAMIFIDY: “Ny riba dia entina hilazana fiarahamonina vaovao sy izay zavatra vokarin’ny fiarahamonina.”
Ohatra: Ny fomba fitafy, kolontsaina, ny finoana, ny tantara, ny famadihana….
“Ny Malagasy dia manana toe-tsaina mitandro ny rariny”
FOMBA: Hevitra fonosin’ny fahendrena (Fomba fanehoana)
Ohatra: famonosan-damba
Foto-pisainana: manome hasina sy haja ny razana; izay no rariny
Fanasokajiana:
Azo sokajiana ho toy izao manaraka izao ny riba.
I- FOMBA AMAM-PANAO MALAGASY
Ø Ny fahaterahana F
Ø Mivoaka itany F
Ø Ala volon-jaza F
Ø Ny famorana F
Ø Ny fanambadiana F
Ø Ny fahafatesana F
Ø Ny famadihana F
II- NY SATAM-PIAINANA MALAGASY
A- Ny finona
NY HERY MITANTANA
Ø NY ANDRIAMANITRA
Ø ZANAHARY
Ø RAZANA
ZOTRAM-PIAINANA
Ø NY ANJARA
Ø NY VINTANA
Ø NY LAHATRA
Ø NY TENDRY
B- Ny lalàna
Ø NY FADY
Ø NY TSINY
Ø NY TODY
c-
d-
D- Ny fitaizana sy fanabeazana
Ø Ny marina
Ø Ny rariny
Ø Ny hitsiny
Ø Ny hasina P
Ø Ny fihavanana (fato-drà, ziva, F
Ø Ny fifampitsimbinana F
Ø Ny fifanajana F
Ø Ny olombelona sy ny tontolo iainana C
Ø Ny tanindrazana sy ny firenena C
Ø Ny asa C
Ø Ny ankohonana sy ny fianakaviana
Ø Ny olombelona sy ny fialam-boliny F
Ø Ny fahefana amam-pitondrana P
Ø Ny fahalalana sy ny fahendrena P
Ø Fitsimbinana ny aina sy ny taranakaT
Ø Ny fiharian-karena (mifototra amin’ny fihavanana, ny tambiro, mifototra amin’ny fahaleovan-tena) F